|
|
|
|

Entry 1  mampihomehy
Root  2 homehy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English  7 to cause laughter; laughable [1.7]
8 ridiculous [1.17]
Explanations in French  [1.3]
9 faire rire; risible, drôle, humoristique [1.8]
10 ridicule [1.9]
11 marrant: Tantara mampihomehy (Histoire marrante) [1.66.fr#601]
Examples  12  Inona no mavesa-danja eto : ny mahatsikaiky sa ny mampihomehy? [2.285#]
13  Tapaka mampihomehy mampatahotra fa rambony kely sisa mihantona eo. [2.895#]
14  Tadidiko ilay fiteny tsy mendrika no mampihomehy androahan' ny Sinoa ny ankizy izay miditra ao aminy anefa toa tsy hividy. [2.356#]
Analogs  15  hatsikana, 16  katsikana, 17  mahatsikaiky, 18  mampitokelaka, 19  mampivadika aty, 20  manapa-tsinay

Updated on 2026/04/22