|
|
|
|

Entry 1  mampifandray
Root  2 ray
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Tari-barahina lava mampifandray tanàna roa. [2.270#63]
8  mampifandray ny olona sarahin' ny elanelan-tany ny asan' ny paositra. [2.117#97]
9  ankoatra izany, tsy misy rafitra mipetraka mampifandray ny tolotra asa sy ny fangatahana asa. [4.27]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mampifandray

Updated on 2026/04/20