|
|
|
|

Entry 1  mampifanaraka
Root  2 araka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 mampihavana, mampifandray [1.13]
Explanations in French  8 concilier, accorder [1.13]
Examples  9  Saingy ny «fandrosoana» sy ny fivavahana tsy manaiky intsony ny fanambadiana hatao fanandramana, ary anjaran' ny olombelona ny mampifanaraka ny fiainany hivoatra araka ny toe-javatra misy. [2.5#]

Updated on 2026/04/20