|
|
|
|

Entry 1  mampidina
Root  2 idina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in English  7 to bring down; to pour out [1.7]
Explanations in French  8 Faire descendre, verser [1.3, 1.8]
Examples  9  Ny tena mampidina ny vokatra koa anefa eto amin'ny voly fihinana, dia ny fifaninanana amin'ny akora fivarotra izay ifotoran'ny olona kokoa noho izy mampidi-bola. [2.606#57]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mampidina

Anagrams  mampidina, 11 mpanadimy

Updated on 2026/04/20