|
|
|
|

Entry 1  mampibaribary
Root  2 baribary
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in French  7 visualiser [1.66.fr#966]
Examples  8  mampibaribary izany fa tsy mahatsiaro tena ho voakasiky ny raharaha ny olompirenena. [4.27]
9  Inona no vavolombelona tsy miteny nefa mampibaribary ny ratsy mihoatra noho ity tandindona kely? [2.499#]
Synonyms  10 mampiharihary

Updated on 2026/04/22