| Entry | 1 mampiakatra |
| Root | 2 akatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manome baiko hiakatra: Iza no nampiakatra an' io olona io taty ambony rihana?
9 Mahatonga hiakatra [1.1] |
| Explanations in English |
10 to appeal a case to a higher court ; to send something to a higher instance for final decision
[1.7] |
| Explanations in French |
11 faire monter, renvoyer une affaire à une instance supérieure
[1.8] |
| Examples |
12 Dia hitantsika amin' izany fa ny hery mampiakatra azy dia tsy maintsy be dia be.
[1.357#]
|
| Updated on 2026/04/19 |
|