|
|
|
|

Entry 1  mamotsifotsy
Root  2 fotsifotsy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba [1.1]
Explanations in English  9 to disregard, to speak lightly of. [1.2]
10 to express disdain; to denigrate [1.7]
Explanations in French  11 mépriser, dénigrer [1.8]
Examples  12  Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy [2.298#]

Updated on 2026/04/19