|
|
|
|

Entry 1  mamototra
Root  2 fototra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandray na maka eo akaikin' ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo zanakazo nafindrany izy ka be no tapaka
9 Mandinika tsara, manadihady, mamakafaka: Efa namototra ny amin' ilay vonoana olona teo Behoririka ny fanjakana ka dia miandry isika [1.1]
Explanations in English  10 to take root; to investigate thoroughly; to grasp. [1.2]
Explanations in French  11 saisir près de la racine, près de la base, examiner à fond, jusqu'au principe [1.3#190]
Examples  12  Tsy izany no hevitro, fa tsy hahita na inona na inona raha izy no mamototra. [2.324#]
13  Raha manontany ianao ka mamototra, dia izao no azoko lazaina aminao: marina fa mitana sampy aho; [2.588#]

Updated on 2026/04/19