|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamony
Root  2 vony
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity [1.1]
Explanations in English  8 to blossom [1.7]
Explanations in French  9 fleurir [1.8, 1.196]
10 [Merina+Sakalava+Tankarana+Betsimisaraka] (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [1.196]
Examples  11  Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#]
12  ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357#]
Vocabulary  13  Botany: (in general)
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamony

Entry (2/2) 15  mamony
Root  16 voñy
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18 [mamoñy] [Antambahoaka] manafina [1.78]
19 [Bezanozano] manafina [1.78]
20 [Tanala] mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [1.78]

Updated on 2026/04/19