|
|
|
|

Entry 1  mamonto
Root  2 vonto
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahalena hatrany anaty, manaboboka: Tsy namonto tany akory ilay erika tao / Mamonto rano ny sponjy [1.1]
Explanations in English  9 to soak, to wet [1.7]
Explanations in French  10 saturer, imbiber [1.8]
Examples  11  Tsy kalokalo na hirahira no mampifelana izato endriny, ranomaso no mamonto azy, mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270#]

Updated on 2026/04/19