|
|
|
|

Entry 1  mamendrofendro
Root  2 fendrofendro
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay hampitombo alahelo, hampitomany, hahatonga hifararemotra: Tsy tonga hamendrofendro anareo izahay, tompoko, fa hampiseho ny fiarahanay miory aminareo mianakavy [1.1]
Explanations in English  9 to vex, to incite, to scoff at, to try to make one weep. [1.2]

Updated on 2026/04/19