|
|
|
|

Entry 1  mamboly
Root  2 voly
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo
9 Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina
10 Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [1.1]
Explanations in French  11 planter, cultiver [1.13, 1.196]
12 [mambôly] [Sakalava-Mayotte] planter, cultiver
13 planté, cultivé [1.405]
Examples  14  mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona; [2.59#65]
15  Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52]
Vocabulary  16  Economy: agriculture
Combinations  17  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamboly
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21