|
|
|
|

Entry 1  mamahoaka
Root  2 vahoaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo
8 Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana [1.1]
Explanations in French  9 Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande [1.3]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21