| Entry | 1 maintimolaly |
| Elementary words | 2 mainty, 3 molaly |
| Part of speech | 4 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
6 tranainy
[1.1] |
| Explanations in French |
7 [mainty molaly] ancien et respectable
8 les anciens élèves 9 action de fertiliser le sol [1.5#198] |
| Examples |
10 Ka mazotoa rniasa, haha-maintimolaly ny tany tsy hitrangan' ny mosary intsony.
[1.436#]
11 Andrianaivoravelona hisakafo tany an-tranony, teny Faravohitra, ny mpivavaka maintimolaly. [2.649#] |
| Other spellings | 12 mainty molaly |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | maintimolaly, 14 mainty molaly |
| Updated on 2026/04/22 |
|