|
|
|
|

Entry 1  mahavoasazy
Root  2 voasazy
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  mahavoasazy ny manao izany. [2.117#96]
8  Tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna navoaka hanan-kery alohan' ny nanaovana ilay fihetsika mahavoasazy. [1.320]
9  Samia hendry tsara mandra-pahatongan' io andro io, satria raha misy tsy hendry, dia sady voasazy tsy man-kany, no mahavoasazy koa ny sisa rehetra, tsy misy afaka handeha. [2.332#44]

Updated on 2026/04/19