|
|
|
|

Entry 1  mahavoa
Root  2 voa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao
9 Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao
10 Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa
11 Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao [1.1]
Explanations in English  12 to strike; to hit the mark; to wound [1.7]
Explanations in French  13 atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer [1.8]
Analogs  14  mahavoafady
Combinations  15  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mahavoa
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 mahaova, 18 mahavao, mahavoa

Updated on 2026/04/22