|
|
|
|

Entry 1  mahavatra
Root  2 vatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy
9 Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny [1.1]
Explanations in English  10 to support, to endure; to carry through [1.7]
Explanations in French  11 supporter, endurer; persévérer [1.8]
Examples  12  Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana [1.381#]
13  Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay [2.445#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21