|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mahatsiaro
Root  2 tsiaro
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany
9 mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho
10 mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra
11 mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany [1.1]
12 mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa [1.13]
Explanations in French  13 se souvenir, se rappeler [1.13]
Combinations  14  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mahatsiaro
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 16  mahatsiaro
Root  17 tsiaro
Part of speech  18  active verb
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
Explanations in Malagasy  22 taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony: rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao [1.1]
23 mifoha amin'ny torimaso [1.13]
Explanations in French  24 s'éveiller [1.13]
Combinations  25  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mahatsiaro

Anagrams  26 mahasoitra, mahatsiaro

Updated on 2026/04/21