| Entry | 1 mahatrotraka |
| Root | 2 trotraka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Morphology |
|
| Explanations in English |
7 to make tired
[1.7] |
| Explanations in French |
8 qui fatigue, qui épuise
[1.3#746] 9 fatiguer, épuiser [1.8] |
| Examples |
10 Tsy mba ririnina mahavasoka aho na lohataona mahatrotraka fa izay tsy tiana ihany no vasoka izay tsy mahamanina no trotraka
[2.131#]
|
| Combinations | 11 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mahatrotraka |
| Updated on 2026/04/19 |
|