| Entry | 1 mahasambatra |
| Root | 2 sambatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in English |
7 to make blessed or happy
[1.7] |
| Explanations in French |
8 qui rend heureux
[1.8] |
| Examples |
9 Tsy misy mahasambatra hoatra ny mahay mamela heloka!
[2.499#]
10 mahasambatra tsara ny eto, hoy ny Ntaolo, saingy raha mitatao lanitra dia tsy maintsy lena indraindray; [2.245#] |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|