|
|
|
|

Entry 1  mahamahimahina
Root  2 mahimahina
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Tsy mitsahatra manenjika moa ny ratsy vita ka izany no mahamahimahina azy, nefa. [2.895#137]
8  Fatratra io vehivavy io, fa izay rehetra miditra ao amin-dry Rainilijaona dia mahamahimahina azy sy fotopotorany. [2.324]

Updated on 2026/04/19