|
|
|
|

Entry1  mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala [1.1]
Synonyms  4  mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona
Elementary words  5  mahalala, folo, tena, iray, hafa

Updated on 2023/07/25