|
|
|
|

Entry 1  mahadikidiky
Root  2 dikidiky
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony
8 Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao [1.1]
Explanations in English  9 to vex, to annoy, to worry [1.2]
10 to cause distaste, to disgust [1.7]
Explanations in French  11 vexer, dégoûter [1.8]
Examples  12  Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298#]
Vocabulary  13  Emotions

Updated on 2026/04/19