|
|
|
|

Entry 1  lotika
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  7 Malemy ho lo sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika
8 Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy [1.1]

Anagrams  9 lotaky, lotika, 10 tolaky

Updated on 2026/04/19