|
|
|
|

Entry (1/6) 1  loharano
Elementary words  2 loha, 3 rano
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
6 Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1]
Explanations in English  7 a spring of water [1.7]
Explanations in French  8 source [1.8]
Examples  9  ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [2.48#606]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word loharano
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Entry (2/6) 12  loharano
Subtitle  13  T7
Part of speech  14  name (book title) [Full list]
Author  15 Rabemiza Basile
16 Randrianasolo Joseph Labre
17 Rakotonjanahary Benoît
18 Randriambololona André
19 Razanamanana Marie Jeanne
20 Randrianirinasoa Jean Hippolyte
Publishings  21  Ambozontany. 1996. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 191.

Entry (3/6) 22  loharano
Subtitle  23  T8
Part of speech  24  name (book title) [Full list]
Author  25 Rakotonjanahary Benoît
26 Randrianasolo Joseph Labre
27 Razanamanana Marie Jeanne
28 Rabemiza Basile
29 Randrianirinasoa Jean Hippolyte
30 Randriambololona André
31 Ralambozafy Jean
Publishings  32  Ambozontany. 1987. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 192.

Entry (4/6) 33  loharano
Subtitle  34  T9
Part of speech  35  name (book title) [Full list]
Author  36 Randriambololona André
37 Rabenandrasana Alfred
38 Randrianasolo Joseph Labre
39 Rafaralahimboa Henriette
40 Ralambozafy Jean
41 Rakotonjanahary Benoît
42 Rabemiza Basile
Publishings  43  Ambozontany. 1988. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 152.

Entry (5/6) 44  loharano
Elementary words  45 loha, 46 rano
Part of speech  47  name (newspaper)
Vocabulary  48  Publishers, newspapers
Author  49 Andrianjafitrimo Edouard

Entry (6/6) 50  Loharano
Elementary words  51 loha, 52 rano
Part of speech  53  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  54  Geography: towns

Anagrams  55 horoñala, Loharano, loharano

Updated on 2026/09/26