|
|
|
|

Entry 1  lohalaharana
Elementary words  2 loha, 3 laharana
Part of speech  4  noun
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :
Explanations in Malagasy  7 [loha laharana] enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana [1.1]
Explanations in French  8 primordial; avant garde [1.13]
Examples  9  Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo. [2.472#]
10  Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. [4.27#]

Updated on 2026/04/19