|
|
|
|

Entry 1  lela
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina). [1.1]
Explanations in English  11 a tongue; a blade [1.7]
Explanations in French  12 la langue [1.8]
Examples  13  ny lela tsy mahahetsika. [2.4#97]
14  raha tany misy loha, misy lela; [2.69#247]
15  Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela; [2.332]
Combinations  16  67 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lela
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 lale, lela

Updated on 2026/04/21