| Entry | 1 lapa |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
10 [Antesaka] tranon'ny mpanjaka
[1.78] 11 Trano itoeran' ny Andriamanjaka 12 Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ 13 Trano voafidy hanaovana famorana [1.1] |
| Explanations in English |
14 a palace, the residence of the sovereign
15 the residence of a noble on his estate 16 the house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies 17 any large house in a town or village used as a place of assembly [1.2] 18 a palace [1.7] |
| Explanations in French |
19 palais
[1.8] |
| Examples |
20 Ary trano natao lapa dia Besakana;
[2.59#]
21 Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa; [2.588#] |
| Combinations | 22 10 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lapa |
| Proverbs | 23 Proverbs containing that word |
| Article | 24 Randzavola: lapa ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2026/04/21 |
|