Entry | 1 lany andro |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 Efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana [1.1] 4 Mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1] |
Elementary words | 5 lany, andro |
Updated on 2023/04/22 |