|
|
|
|

Entry 1  lamohina
Root  2 lamoka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Vokisana, bobohana: Lamohy tsara amin' ny vomanga ireo kisoa ireo hatavy
9 Lanahina, trotrahina: Nolamohin' ny hasasarana aho ka vao tonga dia nidaboka natory [1.1]

Updated on 2026/02/04