| Entry | 1 lamaina |
| Root | 2 lama |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Atao malambolambo, tsy misy marokoroko na maraorao: Nolamainy tsara ny tehiny ny maraina tontolo
9 Atao tonga mampibolisatra: Aza lamaina ny fidinana [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be made smooth or slippery
[1.2] |
| Anagrams | 11 alamina, lamaina, 12 malaina, 13 mianala |
| Updated on 2026/02/04 |
|