|
|
|
|

Entry 1  lalovana
Root  2 lalo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalovana fotsiny ny sakaiza
9 Seranina eo akaiky: Lalovan' ny renirano ny tanananay
10 Tsy raharahaina: Tsy tsara raha lalovan' ny ankizy ny tenin' ny ntaolo
11 Dinganina: Tsy tokony holalovana ny ray aman-dreninao amin' izany raharaha izany [1.1]
Explanations in English  12 to be passed by [1.2]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21