|
|
|
|

Entry 1  lalaovina
Root  2 lalao
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao kilalao, atositosika na dakana na atsipy mba hahafinaritra ny tena sady handaniana andro: Lalaovin' ny salsa ilay kiborin-taretra
9 Ihomehezana, hanihanina: Aza lalaovinareo ange, rankizy, io vehivavy adala io
10 Andaniana andro amin' ny fanaranam-batana: Holalaoviny fotsiny io vehivavy io fatsy halainy ho vady velively akory [1.1]
Explanations in English  11 to be played with [1.2]
12 to be played with; to be mocked [1.7]
Explanations in French  13 avec quoi ou dont on joue [1.8]
Examples  14  Izany rehetra izany dia afaka lalaovina ao amin'ilay fianarana. [2.424#]
15  Efa rano rahateo moa no lalaovina, ka izay fanampiny kely etsy sy eroa, iny ve misy dikany! [2.472#]

Anagrams  lalaovina, 16 voalalina

Updated on 2026/04/19