|
|
|
|

Entry 1  korotehina
Root  2 korotika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao ny akanjoko?
9 Simbana tanteraka: Nokorotehin' ilay bibidia ny tarehiny
10 Asavorovoro ka tsy hita intsony izay laniny, asafotofoto: Nokoretehin' iza àry itỳ kofehy itỳ? [1.1]

Updated on 2026/04/19