|
|
|
|

Entry 1  korianana
Root  2 koriana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra
9 Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra [1.1]
Explanations in English  10 to have something flow or glide over it [1.7]
Explanations in French  11 sur quoi on fait glisser [1.8]

Anagrams  12 anankiroa, 13 anikorana, 14 ikoranana, korianana

Updated on 2026/04/19