|
|
|
|

Entry 1  koretehina
Root  2 koretika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin' ny ankizy ny entana tao an-trano
9 Atao mirango-tsaka: Aza koretehina toy izao ny soratrao, anaka
10 Atao miboredika, misavorovoro: Nahoana no koretehina tahaka izany ny fiteninao [1.1]

Updated on 2026/04/19