| Entry | 1 korefa |
| Root | 2 refa |
| Part of speech | 3 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
20 sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza.
[1.10#K347] 21 Toetran' ny zavatra (lamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin' ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy aza [1.1] |
| Explanations in French |
22 état de ce qui traîne ; action de traîner à terre, comme le bord, la queue des habits
23 figuré: action d’agir avec lenteur dans les affaires [1.3#354] |
| Synonyms | 24 kirefarefa, korebareba, korefarefa |
| Anagrams | 25 Kerofa, korefa, 26 refoka |
| Updated on 2026/04/22 |
|