|
|
|
|

Entry 1  koratata
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  5 Feo mafy toa mitapatapaka nefa maharitra tahaka ny feon' ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny arabe vato na ny feon' ny basimarovava mitatatata [1.1]
Vocabulary  6  Sound

Anagrams  7 atakotra, koratata

Updated on 2026/04/19