| Entry | 1 koraraika |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
11 Feon' ny akohovavy mikotrika voakotaba eo amin' ny fikotrehany.
12 Feo re avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ny ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina. [1.1] |
| Vocabulary | 13 Sound |
| Updated on 2026/04/19 |
|