|
|
|
|

Entry 1  konfesy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 (Fivavahana katolika) Filazana ny fahotana amin' ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny konfesy dia miompana amin' ilay tenin' i Kristy tamin' ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho vota vela, ary izay hotananareo dia ho voatana" [1.1]
Explanations in English  11 confession to a priest [1.7]
Explanations in French  12 confession [1.3]
13 confesse, la confesse [1.8]
Vocabulary  14  Religion and Liturgy

Updated on 2026/04/19