|
|
|
|

Entry 1  kobanina
Root  2 kobana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atsikebona ka miloatra daholo ny loto ao aminy: Nokobanin' ny ankizy ny rano tao am-pantsakana ka naloto
9 Hetsiketsehina: Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy
10 Ahontsankontsana: Kobano ny fanafody alohan' ny hisotroana azy
11 (lamba sasana) Atsoboka ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony: Kobanina ny lamba rehefa vita ny fikosehana azy [1.1]
Explanations in French  12 Qu'on agite, qu’on trouble, qu’on remue dans un récipient. Nokooanin’ ny mpandeha ny rano ka tsy azo sotroina. Les passants ont troublé l’eau, et elle n’est pas potable [1.3#344]
Examples  13  Amin'ny farany, kobanina ny lamba mba ho lasa ny ranon-davenona. [2.117#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 ankabony, 16 an-kobany, 17 kinobana, kobanina

Updated on 2026/04/21