|
|
|
|

Entry 1  kivikivy
Root  2 kivy
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  5 [duplicatif diminutif] [1.3]
Examples  6  kivikivy ny mpivory. [2.270#101]
7  Tsy ela anefa i Tovo dia indro tamy nanatona azy mivady, kivikivy. [2.895#7]
8  Ny omaly tsy miova, rahavana, hoy Rahona kivikivy, fa izao entin-dry Rivotra mivezivezy toy ny firaka hatakalo izao. [2.5#8]

Anagrams  kivikivy, 9 vikiviky

Updated on 2026/04/19