| Entry | 1 kitakita |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
28 Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala
[1.1] |
| Explanations in French |
29 action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
30 action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3] |
| Examples |
31 Noho izany, tsy dia mba nahazo kitakita firy tamin' ireo mpampiasa izy.
[2.472#180]
|
| Synonyms | 32 kitakitaka |
| Anagrams | 33 katikaty, kitakita |
| Updated on 2026/04/22 |
|