| Entry | 1 kiraro |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
24 Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba
[1.1] |
| Explanations in English |
25 shoes
[1.7] |
| Explanations in French |
26 souliers, pantoufles
[1.3#334] 27 soulier; chaussure [1.8] |
| Examples |
28 Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro.
[2.4#49]
29 Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve? [2.285#202] 30 Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha. [2.472#228] |
| Combinations | 31 10 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kiraro |
| Proverbs | 32 Proverbs containing that word |
| Article | 33 Randzavola: kiraro ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | kiraro, 34 korira, 35 rorika |
| Updated on 2026/04/21 |
|