|
|
|
|

Entry (1/2) 1  kinaka
Root  2 kaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka [1.1]
Explanations in French  8 calé [1.3#305]
Synonyms  9 voakaka

Entry (2/2) 10  kinaka
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 Jereo hinaka [1.1]
Explanations in French  13 comme hinaka [1.3]

Anagrams  14 kanika, kinaka

Updated on 2026/04/22