|
|
|
|

Entry1  kibo tsy manary havana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Entina milaza fihinanana sakafo any amin' ny havana na dia kely fotsiny ihany aza no tendrena; fiteny ilazana fa raha sendra mandalo an-tranon-kavana, na dia efa voky aza, dia manandrana kely ihany ny sakafo atolotry ny tompon-trano [1.1]
Elementary words  4  kibo, tsy, manary, havana

Updated on 2023/05/23