|
|
|
|

Entry 1  kerakeraina
Root  2 kerakera
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Saratsarahina: Kerakerao ireo mololo ireo ho maina haingana
9 Alanto, alamina: Nokerakerainy ny taratasy tao anaty vata fa isy hitany ilay taratasy notadiaviny
10 Amboarina: Kerakerao ny herana hanaovana tsihy [1.1]

Updated on 2026/02/04