| Entry | 1 kekerina |
| Root | 2 kekitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako
9 Tsindronina: Nokekerin' ny moka ny handriko 10 Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany 11 Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io lady io [1.1] |
| Explanations in English |
12 to be bitten, to be stung
[1.7] |
| Explanations in French |
13 qui est piqué, qui est mordu
[1.8] |
| Other spellings | 14 kaikerina |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | kekerina, 16 kinerake |
| Updated on 2026/07/17 |
|