|
|
|
|

Entry 1  karohina
Root  2 karoka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Haronina any anaty...; hadina: Be ny metaly nokarohina teto / Nokarohiko tao an-davaka ilay vola very
9 Ahetsiketsika mba hifangaro: Tsy nokarohinao tsara ny tavolo ka niraikitra tamin' ny vilany
10 Tadiavina, kezahina ho fantatra: Nokarohina eran' ny trano ilay fanalahidy fa tsy hita / Efa nokarohina an-taonany maro ny fanafodin' ny kansera nefa mbola tsy hita hatramin' izao [1.1]
Explanations in English  11 to be investigated; to be sought; cf tady, zaha [1.7]
Synonyms  12 karofana

Updated on 2026/04/22