|
|
|
|

Entry (1/2) 1  kakakaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  11 Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno lavitra. [1.1]
Explanations in English  12 loud laughter [1.7]
Explanations in French  13 éclats de rire [1.8]
Examples  14  Dia kakakaka sy maso difotry ny hehy no mameno ny trano. [2.285#206]
15  kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472#77]
16  Ny tary an trano kosa dia tsy nandre ilay kiaka tokana nivoaka ny tendan' ity zazavavy fa mbola variana nikapa dia nikapa resaka tamin-dRafotsy ka tsy nifandrenesana ny hehy sy ny kakakaka ary ny tokelakelak' ilay vaviantitra. [2.895#55]
Vocabulary  17  Sound

Entry (2/2) 18  kakakaka
Root  19 kaka
Part of speech  20  noun
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  22 [duplicatif fréquentatif] [1.3#303]

Updated on 2026/04/19